Entrée | fitokona (tokona) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fomba entina mitokona, izany hoe mihenahena tsy mety miala amin' ny toerana misy azy, fomba entina mitokona na mihenahena tsy mety miasa [1.1] | |
Anagrammes |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |