Entrée | fitsaboana (tsabo) | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Fikarakaràna amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana: Arakaraka ny fahamafisan' ny aretina no mahela sy mahasarotra ny fitsaboana [1.1] | ||||
Explications en anglais | Medical care and nursing [1.7] | ||||
Explications en français | Soins médicaux [1.8] | ||||
Exemples |
| ||||
Vocabulaire | Santé | ||||
Mots composés |
| ||||
Mis à jour le 2023/09/10 |
![]() |