Entrée |
fitsaka
(tsaka)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Toetran' ny zava-maranitra mitsaka, izany hoe milentika na mitrobaka miaraka amin' ny feo manokana izay [1.1]
|
Dérivés |
|
Entrée |
fitsaka
(tsaka)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fomba entina mitsaka na mita rano [1.1]
|
|
Entrée |
fitsaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Tsy fihetsehana sady miafina; fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika; fierena ao amin' ny takona [1.1]
|
Explications en français | Action de s'aplatir, de diminuer de volume, de se tasser, de s’affaisser, de s’accroupir, de se coucher, de se cacher, de se mettre au guet, de supporter, de jeter dans [1.3]
|
Dérivés |
|
|
Entrée |
fitsaka
(tsaka)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany [1.1]
|
Dérivés |
Synonymes | |
|