Entrée fitsihana (tsika)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fivoahan' ny rano tsikelikely avy amin-javatra iray: Ny fitsihan' ny rano avy amin' ity vatolampy ity no mahatonga ny tranonareo ho mando lava
  [SLP 1986] fandalovan'ny ranoka tsikelikely amin'ny hiriky ny zaka iray
Explications en français  [SLP 1986] fuite, infiltration
Synonymes fitsika

Mis à jour le 2020/07/31