Entrée fitsika (tsika)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Toetran' ny rano mitsika, izany hoe mivoaka tsikelikely avy ao anatin-javatra
  [SLP 1986] fandalovan'ny ranoka tsikelikely amin'ny hiriky ny zaka iray
Explications en français  [SLP 1986] fuite, infiltration
Synonymes fitsihana

Mis à jour le 2020/07/31