Entrée | fiverenana (verina) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fodiana: Tsy mbola fantatra ny fiverenako fa hendre tsara ambara-pahatongako Fahatongavana indray amin' ny nialana: Mandalo tsy misy fiverenana intsony ny andro Fitsingerenana, fiherenana: Fiverenan' ny lohataona izao Andalan-tononkira izay averina isaky ny avy mihira ny andininy tsirairay: Mailamailaka kokoa ny fiverenana noho ny andininy [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |