Entrée | 1 fivondronam-pokontany |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany [1.1] |
Exemples |
4 Manome tapakila naharaisana izany filazàna izany ny filohan' ny komity mpanatanteraka ao amin' ny fivondronampokontany. [2.114#] |
Synonymes | 5 fivondronana |
Mots élémentaires | 6 fivondrona, fokontany |
Mis à jour le 2023/12/08 |