Entrée | 1 fofona |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Vokatry ny fandrenesan' ny orona avy amin' ny poti-javatra faran' izay kitika kely tsy hita-maso izay miala avy amin' ny zavatra iray ka entin' ny rivotra ary tonga mikasika ny hozatra manify manemitra ny aty orona: Misy fofon-javatra io izany 4 Etona: Misy fofon-tany midofaka eto izany 5 Hamanitra na hamaimbo: Mandraraka ny fofon' ireo vonindraozy ireo 6 Laza soa na laza ratsy: Mandre fofondratsy momba anao aho ~ Vao nandre ny fofony ny fahavalo dia riatra nandositra [1.1] |
Explications en anglais |
7 an odor [1.7] |
Explications en français |
8 odeur, vapeur [1.8] 9 L'odeur des fleurs, leur parfum. « Mandraraka ny fofon'ireo vonindraozy ireo », « l'odeur de ces roses embaumes l'air » (Malzac). Pour les odeurs désagréables et naturelles, on dit maimbo. Par contre, on emploie fofona pour les produits chimiques, artificiels, même s'ils sentent mauvais : ex. fofon'ny amoniaka. Dans ce cas, pour une substance chimique telle que le scatol, on dira même fofompivalanana, « odeur d'excrément », parce qu'il s'agit d'un produit artificiel. [Merina] [1.196] |
Exemples |
10 tsy fofona maimbo manahirana ny aty, nefa mahafenofeno izaitsizy [2.470] 11 Loza ny fofona, namonto ny fitafiany sy ny tenany ny nana avy amin' ilay zaza maty [2.472] |
Vocabulaire |
12 Botanique |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Anagrammes | 28 fofona, nafofo |
Mis à jour le 2023/07/02 |