Entrée |
Foloalindahy
|
Partie du discours | nom propre (ethnonyme)
|
Explications en malgache | Anarana nomena ny miaramilan' Ilaidama ary mbola ilazana ankehitriny ny fitambaran' ny antoko-miaramila rehetra eto amin' ny firenena. (Nokendren-dRadama ny hanana tafika toy ny Vazaha, izay mianatra matso, fitifirana, sarin' ady ka folo alina na iray hetsy no isa noheveriny hotratrarina) [1.1]
|
Explications en anglais | The one hundred thousand men, which is the name given to the army. [1.2]
|
Explications en français | Cent mille hommes. On donnait ce nom à l'armée, parce que le souverain prétendait audacieusement pouvoir mettre en campagne cent mille soldats [2.415]
|
Exemples |
1 | Tsy ravàna ny Foloalindahy fa ampitomboina.
[2.508]
|
2 | Fa matoky aho, ray ambanilanitra sy foloalindahy!
[2.298]
|
|
Vocabulaire |
Mots élémentaires | folo ; alina ; -dahy (lahy) |
|