Entrée fomba
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiaraka mandeha, fanotrona
Fitambaran' ny toetra fototra mitory ny maha-izy ny olona na zavatra iray: Fomban' ny olombelona ny mieritreritra ~ Tsy misy mahalala tanteraka ny fomban' Andriamanitra
Fanao tsy misaraka amin' ny maha-izy ny zavatra iray: Fomban' ny miaramila ny mandeha miady
Fanaovan-javatra, fanao ampiasaina: Samy hafa ny fomba fandrefesana taloha sy ankehitriny
Toetra mahazatra entina miens, fahazarana: Samy manana ny fombany ny firenena ~ Aza taitra ianao amin' ny afitsok' io Rangahy io fa fombany izany
Mitovy hevitra: fahazarana ~ famindra. ~ fanao ~ fenitra ~ fihetsehan ~ fihetsika ~ filamatra ~ filatro ~ riba ~ sata [1.1]
Explications en anglais Custom, habit. [1.2]
 A custom; a habit; the nature of a thing or of a person [1.7]
Explications en français Coutume; habitude; les qualités d'une chose ou d'une personne [1.8]
Morphologie 
Simple : fomba, fombako, fombanao, fombany, fombantsika, fombanay, fombanareo, fomban', fomban-, fombam-
Préfixée : -pomba, -pombako, -pombanao, -pombany, -pombantsika, -pombanay, -pombanareo, -pomban', -pomban-, -pombam-
Mots composés 
Titres Fomba aman-pahendrena malagasy
Fomba Antakay
Fomba Betsileo
Fomba Malagasy
Fomban-dRazana Antemoro
Fomban-dRazana Tsimihety
Ohabolana sy fomba fiteny
Proverbes 

Entrée fomba
Partie du discours nom
Explications en français  [Betsimisaraka] (corruption de fomby) Nom donné à l'une des formes de Raphia ruffia (Jacq.) Mart. (Arecaceae) la moins appréciée pour la production des fibres. Il s'agit des sujets âgés, sur le point de fructifier et dont la végétation est ralentie (on sait que le Raphia est monocarpique et meurt après avoir produit ses fruits). Comparer à fomby [1.196]
Nom scientifique Raphia ruffia
Vocabulaire 
Synonymes fombanala

Mis à jour le 2023/06/08