Entrée |
fotsy
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
Teny milaza loko mifanohitra amin' ny mainty, toy ny volon' ny taniravo izany na ny ronono. (Lazain' ny manam-pahaizana fa ny fotsy dia fitambaran' ny loko rehetra; hita porofo izany raha ohatra ka tsinjaraina amin' ny baoritra boribory ny loko fiton' ny avana: volomparasy, angana, manga, maitso, vony, haboka, mena, ka ahodinkodina mafy io baoritra io: loko fotsy no vokatra azo) |
Explications en anglais | [Richardson 1885]
white [Mal. putih and in many Mal. Arch. languages; also maphutu, maphuti, etc.] |
| [Hallanger 1973]
white |
Explications en français | [Abinal 1888, Deschamps 1936, Hallanger 1974]
blanc |
| [Deschamps 1936, Abinal 1888]
nettoyé |
| [Deschamps 1936]
[Taisaka]
propre |
| [Abinal 1888]
fourbi, rendu propre, blanchi |
Dérivations |
Antonymes |
Mots composés, titres, noms |
|
Tableaux et planches |
|
Exemples | [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 171]
Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny;
|
Citations |
Toponymie |
|
|
Entrée |
fotsy
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en anglais | [Richardson 1885]
disregarded, vain, worthless, disparaging |
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
fotsy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Rakotosaona 1975]
[Taisaka]
ravinala |
Explications en français | [Deschamps 1936]
[Taisaka]
ravenale |
Synonymes | |
|