Entrée foy
Partie du discours participe
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] ilaozana, ialana
  [Rajemisa 1985] Omena an-tsitrapo: Foiko ho anao iny fa mahasoava
Explications en anglais  [Richardson 1885, Hallanger 1973] abandoned, given up
  [Richardson 1885] forsaken, deserted, despaired of.
Explications en français  [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995, Deschamps 1936] abandonné
Dérivations 
Morphologie 
foy
foiko
foinao
foiny
fointsika
foinay
foinareo
foin'
foin-
foim-
foy
foiko
foinao
foiny
fointsika
foinay
foinareo
foin'
foin-
foim-
ho foy
ho foiko
ho foinao
ho foiny
ho fointsika
ho foinay
ho foinareo
ho foin'
ho foin-
ho foim-
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Callet: Tantara] ho velona ny fanjakana tsy ho foy ny razana
2 [Baiboly: 22.27.6] Ny fahamarinako dia hazoniko mafy ka tsy ho foiko

Entrée foy
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Enti-milaza ny voronkely mivoaka avy ao amin' ny akoran' atody nisy azy, afaka tao anaty akorany: Foy androany ny atodin' Ikalamavo
¶ Vaky, potsika (vay): Efa ho foy io vay io ka izany no nahatonga azy harary mafy
¶ Mivoaka ny vava, mivoaka: Ny teny atody, hoy ny ohabolana, ka raha foy manana elatra
¶ Famotsehana ny hao na ny parasy amin' ny hoho.
Explications en anglais  [Richardson 1885] hatched
¶ suppurated, drawn out, evacuated; burst out, as a shout
¶ secret conversation becoming known
Explications en français  [Abinal 1888, Deschamps 1936] éclos
  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] percé
  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] divulgué
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
 

Entrée foy
Partie du discours verbe passif
Explications en français  [Deschamps 1936] [Taisaka] qui ose

Mis à jour le 2022/01/25