Entrée gaina
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy mahateny noho ny fahadisoam-panantenana; diso fanantenana fa ny zavatra efa teo an-tanana na nantenaina ho azo no lasa na foana
Mitovy hevitra: diso fanantenana ~ diso paika ~ diso tetika ~ malazo molotra ~ mangaihay ~ mangaina ~ mangasihasy ~ mangetoka ~ mangotsoka ~ manjahana ~ manjahatra ~ mitokaiky ~ ny antenain-tsy azo ny an-tanam-botsotra [1.1]
Explications en anglais disappointed. See diso hevitra, fola-tana-manondro, haihay [1.2]
Explications en français Désappointé, décontenancé [1.3]
Dérivés 
 

Entrée gaina
Partie du discours nom
Explications en malgache Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be [1.1]
Explications en français Ardeur d'un soleil sans vent et sans nuage, se dit aussi de ce qui est trop sec [1.3]
Dérivés 
 
Synonymes gaingaina [plus usité que gaina]

Anagrammes ainga

Mis à jour le 2021/02/19