Entrée hadino
Partie du discours participe
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] tsy tsaroana: Hadinoko ny anaranao
¶ tsy tsaroana ny niteny na ny nitondra: Hadino ny hafatra ~ Hadino ny boky
Explications en anglais  [Richardson 1885, Hallanger 1973] forgotten
Explications en français  [Abinal 1888, Hallanger 1974] oublié
  [Abinal 1888] dont on ne se souvient pas
  [Abinal 1888] pardonné
Dérivations 
Morphologie 
hadino
hadinoko
hadinonao
hadinony
hadinontsika
hadinonay
hadinonareo
hadinon'
hadinon-
hadinom-
hadino
hadinoko
hadinonao
hadinony
hadinontsika
hadinonay
hadinonareo
hadinon'
hadinon-
hadinom-
ho hadino
ho hadinoko
ho hadinonao
ho hadinony
ho hadinontsika
ho hadinonay
ho hadinonareo
ho hadinon'
ho hadinon-
ho hadinom-
Exemples 
1 [Dahle: Angano, page 74] Kanjo nony ampitso dia mbola hadinony ihany indray
2 [Rabary: Daty, page 85] Tsy ho hadinonay mandrakizay ny fitiavana nasehony anay

Mis à jour le 2020/07/31