Entrée | hafàna (fana) | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Toetran' ny zavatra mafana: Arakaraka ny hafanan' ny andro no tokony hanaovana akanjo maivana [1.1] | ||
Tondron'ny hafanana na ny hatsiâkan'ny zavatra iray [1.13] | |||
Explications en français | Température [1.13] | ||
Mots composés |
| ||
Synonymes | mari-pana | ||
Anagrammes |
Mis à jour le 2023/02/26 |
![]() |