Entrée |
hafatra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Teny apetraka amin' olona iray mba hampitainy amin' ny olon-kafa iray: Lasa nitondra hafatra izy Torohevitra, didy, teny apetraka: Izao no hafatr' i Dada tamiko talohan' ny handehanany [1.1]
|
Explications en anglais | A message [1.2, 1.7]
|
| A will, a testament, a request, an order for something. See didy. [1.2]
|
| A recommendation; an order for merchandise [1.7]
|
Explications en français | Message; recommandation; commande de marchandise [1.3, 1.8]
|
| Commission [1.3]
|
Exemples |
1 | fa izao no hafatra nataony:
[2.293]
|
2 | Nifantoka mafy tao an-tsainy ny hafatra natao azy.
[2.470]
|
3 | Ary nametrahana hafatra koa ka milaza.
[2.472]
|
|
Morphologie |
Simple : |
hafatra,
hafatro,
hafatrao,
hafany,
hafatsika,
hafatray,
hafatrareo,
hafatr',
hafa-,
hafatry |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Phytonymes |
|
Proverbes |
|