Entrée hainteny (hay, teny)
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny an' ohatra voaravaka ohabolana, mampiseho fahaizana sy fahakingana, nampiasain' ny Ntaolo tamin' ny fananarana na nifamalian' ny tanora nanao resa-pitiavana [1.1]
 Lahabolana mirindra,feno ohatrohatra enti-mampita hevitra amin' ny fomba miolaka, ifamaliana ka ny tanora lahy sy vavy mifamboraka fitiavana no tena manao azy; ampisaina hampitana anatra amam-pitsipi-pitondran-tena ihany koa [1.62]
Explications en anglais [ hain-teny ] A proverb, a figure of speech; a repartee, an adage. See ohabolana [1.2]
 [ hain-teny ] A short discourse in traditional form; words of wisdom [1.7]
Explications en français [ hain-teny ] Proverbe [1.3]
 [ hain-teny ] Expression figurée; bref discours dans le style traditionnel [1.8]
 (une) poésie traditionnelle; (l') art d [...] [texte complet dans 1.67]
 Réparties amoureuses (genre poétique t [...] [texte complet dans 1.5]
Explications en italien Proverbio [1.18]
Exemples Tsy izany ihany koa, fa amin' izany fiovaovsna izany dia misy ohabolana sy hainteny tsy dia manana fitohizana akory amin' ny teny mialoha sy manaraka azy. [1.38]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Titres 

Entrée Hainteny
Partie du discours nom propre (titre de livre)
Sous-titre the Traditional Poetry of Madagascar.
Auteur Fox Leonard, 1990
Editions 1990. Bucknell University Press. Largeur: 6.5in. Hauteur: 9.5in. Pages: 464.
Description Most complete collection of 457 hainteny, with Malagasy text, along with English translation and commentary by Leonard Fox.
Extraits 
page 12
Malagasy is a language of extremely delicate nuance and, in terms of Western European languages, of remarkable conciseness -- the latter often a result of the former.
numéro 153
Ravin-tapia tian-dandy Tapia leaves are loved by silkworms,
ravin-tambolo tian'ny nify tambolo leaves are loved by the teeth.
ka raha manaja ahy mba hajaiko If you respect me, I will respect you,
ary raha manitsaka ahy mba hitsahiko and if you despise me, I will despise you.
fa hianao Ivatolaivy For you are Ivatolaivy,
hodidinin'ny alan-tapia surrounded by a forest of tapia,
izaho kosa Ambohinihaza while I am Ambohinihaza,
hodidinin'ny rano eto Itasy surrounded by the waters of Itasy.
numéro 204
Tsy mitady fitia mbola misy aho / fa ny lambako lena no ahahiko / ataovy fitia fatambary ny havanao / zahana maraina tadiavin-kariva
numéro 418
ao ny andro maharatsy / ary ao ny andro ahafatesana / nefa izay tsara fodi-mandry any an-danitra /
numéro 448
Itsanganako alakamisy misy hanina / itsanganako zoma manan-tiana
Tableaux et planches Tous les titres
Texte 

Mis à jour le 2022/11/13