|
|
|
|

Entrée1  handroina (handro)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Masahina amin' ny afo, na tenehina izany na ampangotrahina: Efa nohandroinao ve ny vary? [1.1]
4  (Manana endrika roa hafa izay samy fampiasa tsara io teny io: [1.1]
5  1) ahandroina, izay nalaina avy amin' ny fifanahafan' endrika amin' ny matoanteny mpamari-toe-javatra ahandroana: Efa nahandroinao ve ny vary? [1.1]
6  2) andrahoina, izay teny mifamadi-baninteny amin' ny ahandroina ihany (jer. Ahazoana sy azahoana): Efa nandrahoinao ve ny vary? [1.1]
7  Marihina fa amin' izy telo ireo, dia ity farany no be mpampiasa indrindra) [1.1]
Explications en anglais  8  ahandroina [1.2]
9  To be cooked [1.7]
Explications en français  10  Qu'on fait cuire ou bouillir [1.8]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Autres orthographes  15  ahandroina, andrahoina
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot handroina

Anagrammes  17  ahandrino, androhina, hainandro, handroina

Mis à jour le 2023/01/20