Entrée | hanin-jarai-mora lany | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Enti-milaza fa na dia maro toy inona aza ny sakafo, rehefa omena ny anjarany avy ny asaina, lany vetivety; matetika dia ampiarahina amin' ny hoe "entan-jarai-mora zaka" [1.1] | |
Mis à jour le 2023/07/30 |