Entrée |
haninkotrana
|
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Entina milaza ireo hanina toy ny mangahazo, vomanga, saonjo, sns. ivelan' ny vary izay foto-tsakafo [1.1]
|
Explications en anglais | [ hanina kotrana ] Inferior food other than rice [1.7]
|
Explications en français | [ hanina kotrana ] Nourriture grossière, autre que le riz [1.8]
|
Exemples |
1 | Tsy nisy vokatra niakatra na vary na haninkotrana.
[2.508]
|
2 | Mitsiratsiraka tokoa ilay haninkotrana manoloana azy rehetra.
[2.470]
|
|
Synonymes | |
Mots élémentaires | hanina ; kotrana |
Proverbes |
|