Entrée |
hararaotina
(hararaotra)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
Vonjena hatao sao tsy misy hahazoana manao azy intsony: Hararaoty izao vidim-bary mora izao mba hividianana betsaka ¶ Ampiasaina ny fahavoazan' ny sasany mba hamelezana azy bebe kokoa: Nohararaotinao ny tsy naha-teo ahy mba hanaovanao ny fifaninanana |
Explications en anglais | [Richardson 1885]
to be made to have on'es guilt or calamity aggravated, to be pursued successively, to be subject to general annoyance by others when one party has shown hostility to one. |
| [Hallanger 1973]
to be taken advantage of; |
Explications en français | [Hallanger 1974]
dont on tire avantage, dont on profite; |
Morphologie |
hararaotina
hararaotiko
hararaotinao
hararaotiny
hararaotintsika
hararaotinay
hararaotinareo
hararaotin'
hararaotin-
hararaotim-
hararaoti-
| |
nohararaotina
nohararaotiko
nohararaotinao
nohararaotiny
nohararaotintsika
nohararaotinay
nohararaotinareo
nohararaotin'
nohararaotin-
nohararaotim-
nohararaoti-
| |
hohararaotina
hohararaotiko
hohararaotinao
hohararaotiny
hohararaotintsika
hohararaotinay
hohararaotinareo
hohararaotin'
hohararaotin-
hohararaotim-
hohararaoti-
| |
hararaoty | |
|
|