Entrée 1/3 hariva
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny tapak' andro ihilanan' ny masoandro miankandrefana: Amin' ny dimy hariva / Ny hariva no fahanteran' ny andro [1.1]
Explications en anglais The evening [1.2]
 The afternoon, the evening [1.7]
Explications en français L'après midi, le soir [1.8]
Vocabulaire 
Dérivés 
 
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes 

Entrée 2/3 hariva
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Folaka: Hariva ny andro
Amin' ny hariva, tratra aoriana: Tonga hariva ianareo izany / Hariva izahay fa aoka handeha [1.1]

Entrée 3/3 hariva
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Tazonina ela hatramin' ny hariva: Harivan' ny resakareo eto lahy izahay [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/19