Entrée hatra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fahatongavana na fidonana any amin' ny noheverina haleha; fikasihana
Dérivations 
Morphologie 
hatra
hatramy
hatrany
hatr'
Analogues  hatramy

Entrée hatra
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Teny atambatra: 1) amin' ny mpamaritra matoanteny milaza toerana: eo, eto, etsy, eroa, ery, eny, ao ato, atsy aroa, ary, any, mba hoenti-milaza faritoerana tratrarina: Hifaninana hazakazaka ianareo hatrerỳ amin' ny foto-paiso erỳ; 2) amin' ny mpampiankina, amy mba hilazana fetran' isa na fotoana tsy azo ihoarana: Manisà hatramin' ny telopolo / Andraso aho hatramin' ny zomà
Explications en anglais  [Hallanger 1973] up to, as far as (of time and space)
Explications en français  [Hallanger 1974] depuis, jusqu'à
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 

Entrée hatra
Partie du discours adjectif
Explications en anglais  [Richardson 1885] [Provincial] a word for zatra
Explications en français  [David: Dialectes (takila H)] [Tankarana] habitué. § zàtra.

Mis à jour le 2020/07/31