Entrée havana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Ireo olona misy fifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Misaona izy fa misy havany maty
¶ Olona mifankatia amin' ny tena, sakaiza: Mandrosoa, tompoko; havana ianareo fa tsy olon-hafa
Mitovy hevitra: anabavin-dray ~ anabavy ~ anadahin-dreny ~ anadahy ~ halam-patana ~ hazo tapaky ny sampy ~ kazaha ~ rafozana ~ rahalahin-dray ~ rahalahy ~ rahavavin-dreny ~ rahavavy ~ raibe ~ ray ~ razam-be ~ razana ~ renibe ~ reny ~ sakaiza ~ sakelika ~ vinanto ~ vinantolahy ~ vinantovavy ~ zafiafy ~ zafimpaladia ~ zafin' ny mpianadahy ~ zafin' ny mpirahalahy ~ zafin' ny mpirahavavy ~ zafindohalika ~ zafindria ~ zafinkitrokely ~ zafitsitorana ~ zafy ~ zana-drahalahy ~ zanadrahavavy ~ zanak' anabavy ~ zanak' anadahy ~ zanak' olo-mpiana dahy ~ zanak' olo-mpirahavavy ~ zanak' olompirahalahy ~ zanaka ~ zaobavy ~ zaodahy
Explications en anglais  [Richardson 1885, Hallanger 1973] a friend
  [Richardson 1885] a relation, an alliance. See sakaiza, longo
  [Hallanger 1973] a relative, an ally; cf. sakaiza
Explications en français  [Abinal 1888, Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974] parent
  [Abinal 1888, Hallanger 1974] allié, ami
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
havana
havako
havanao
havany
havantsika
havanay
havanareo
havan'
havan-
havam-
hava-
-kavana
-kavako
-kavanao
-kavany
-kavantsika
-kavanay
-kavanareo
-kavan'
-kavan-
-kavam-
-kava-
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [FOFAFIPE: Tongavola, page 42] Be havana koa ianareo izany!
2 [Rakotozafy: Ratsimba] Tsy manana havana koa, fa izaho irery.
3 [Rahajarizafy: Kabary, page 67] Tsy andalako havana, tsy ananako olon-tiana.
4 [Callet: Tantara, page 272] Ary malahelo kandrefa mifaly koa amy ny izany ny havana.
Citations 

Entrée havana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fanatsikerana ny lavenona ao anaty fatana mba hirehetan' ny afo tsara
Dérivations 
Morphologie 
havana
havako
havanao
havany
havantsika
havanay
havanareo
havan'
havan-
havam-
hava-
-kavana
-kavako
-kavanao
-kavany
-kavantsika
-kavanay
-kavanareo
-kavan'
-kavan-
-kavam-
-kava-

Entrée havana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] havanana
Explications en français  [Deschamps 1936] [Taisaka] droite
Dérivations 
Morphologie 
havana
havako
havanao
havany
havantsika
havanay
havanareo
havan'
havan-
havam-
hava-
-kavana
-kavako
-kavanao
-kavany
-kavantsika
-kavanay
-kavanareo
-kavan'
-kavan-
-kavam-
-kava-

Mis à jour le 2020/07/31