Entrée | herin-tsandry | ||
Mots élémentaires | hery ; sandry | ||
Partie du discours | locution | ||
Explications en malgache | [Betsimisaraka] [ herintsandry ] Asa, zavatra nataon'ny tena, tsy niarahana tamin' olona [1.78] | ||
Tanjaky ny sandry; tanjaka; izay azo tamin' ny asa [1.1] | |||
Mots composés |
| ||
Mis à jour le 2023/10/12 |
![]() |