Entrée | hery | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Explications en malgache | Tanjaka: Mahazendana ny herin' io lehilahy io fa voatariny amin' ny tanana ila ny fiarakodia ¶ Fahefana: Manan-kery lehibe io fanjakana io ¶ Hafanam-po, fanamparan-tanjaka: Alao hery, rankizy, ny fianarana ~ Manao an-keriny ¶ Asa, vokatra: Manan-kery mety hahasitrana ity zavamaniry ity ~ Nisy heriny tokoa ny fivavahana nataonareo ¶ Ambiny: Asio heriny kely ny karamako fa nitombo betsaka ny asa tamin' ito ¶ Hany zavatra azo natao: Tsy hitako izay hatao, ka heriko nivoaka [Rajemisa 1985] | ||||||||
Explications en anglais | strength, force, power [Hallanger 1973] | ||||||||
Explications en français | force, puissance [Hallanger 1974] | ||||||||
Dérivations |
| ||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||
Exemples |
| ||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot hery | ||||||||
Articles | Randzavola: hery ao amin' ny Baiboly | ||||||||
Entrée | hery | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Explications en malgache | Anarana ilazana ankapobeny ireo zavamaniry misy tsilotsilony, toy ny havoatra, angivy [Rajemisa 1985] | ||||||||
Explications en français | nom de plusieurs plantes à piquants. Comme angivy [Abinal 1888] | ||||||||
(du javanais ari ; nom général des plantes épineuses).
On nomme plus spécialement ainsi, suivant les régions :
¶ [Sakalava] Mimosa asperata L. (Fabaceae) ¶ [Merina] Solanum erythracanthum Bojer (Solanaceae) ¶ Voir heritsilo. [Boiteau 1997] | |||||||||
Vocabulaire | Botanique | ||||||||
Nom scientifique | Mimosa asperata, Solanum erythracanthum | ||||||||
Synonymes | angivy ~ roingivy ~ voangivy | ||||||||
Entrée | hery | ||||||||
Partie du discours | Non spécifié | ||||||||
Explications en malgache | Fandefasana fivalanana [Rajemisa 1985] | ||||||||
Explications en français | [Abinal 1888] | ||||||||
Vocabulaire | Botanique | ||||||||
Dérivations |
| ||||||||
Entrée | hery | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Explications en malgache | [Taisaka] fiverenana [Rakotosaona 1975] | ||||||||
Dérivations |
| ||||||||
Mis à jour le 2021/11/27 |
![]() |