Entrée hidy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sihanaka] fefy [Rakotosaona 1975]
 Zavatra natao hisakana ny varavarana na vata tsy hivoha na hisokatra avy hatrany rehefa vohaina: Very ny hidim-baravarana
¶ Fisakanana tsy hivoha: Mafy hidy ve ity vata ity? [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a closure, a lock [Hallanger 1973]
Explications en malgache serrure [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995 page 144]
 fermeture [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995 page 144]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Ndeha hiasa aho, Reniny a, hoy Rainitoandro tsy rototra sady manala hidy ny varavarana ihany. [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Efa nataon' i Dada tsara hidy sahala amin' ny isan-kariva ny vala, nefa mbola tafavoaka ihany ny omby. [Andraina: Mitaraina]
Articles 

Entrée hidy
Partie du discours nom
Explications en français appellation botanique: Delonix leucantha [Rakotovao: Bois]
Vocabulaire 
Nom scientifique Delonix leucantha
Synonymes alamboronala ~ boy ~ fengoka

Entrée hidy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] hidihidy [Rakotosaona 1975]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2022/07/30