Entrée | himake | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Explications en malgache | [Sakalava] Faharatsiantoeran' ny zaza ao an-kibon' ny reniny izay mahatonga azy hisisika an-tsisiny akaikin' ny moja, ary mahatonga an-dreniny kosa tsy hahay mitsangana loatra. [1.1] | ||||||
Vocabulaire | Santé | ||||||
Dérivés |
| ||||||
Anagrammes |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |