Entrée hita
Partie du discours participe
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tazana, voatsipalotry ny maso: Hitanao ve ry vorona ambony hazo iry?
¶ Miseho rehefa avy notadiavina: Hitako ilay solomasoko very
¶ Voazaha ary fantatra: Efa hitanao ve ilay trano tianao hovidina
¶ Fantatra: Hitako ny hevitrao
Explications en anglais  [Hallanger 1973] seen; found
Explications en français  [Abinal 1888, Hallanger 1974] vu, trouvé
  [Abinal 1888] découvert, inventé; su, connu, compris, deviné
Dérivations 
Morphologie 
hita
hitako
hitanao
hitany
hitantsika
hitanay
hitanareo
hitan'
hitan-
hitam-
hita
hitako
hitanao
hitany
hitantsika
hitanay
hitanareo
hitan'
hitan-
hitam-
ho hita
ho hitako
ho hitanao
ho hitany
ho hitantsika
ho hitanay
ho hitanareo
ho hitan'
ho hitan-
ho hitam-
Mots composés, titres, noms 
 
Exemples 
1 [Abinal 1888] Hitako teny an-tsena izy (Je l'ai vu au marché)
2 [Abinal 1888] Hitako ny bokiko very (J'ai trouvé le livre que j'avais perdu)
3 [Abinal 1888] Hitako ny ataonao (Je vois, je sais ce que vous faites)
4 [Abinal 1888] Hitako ny hevitrao (Je connais votre pensée)

Entrée hità
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Tanosy] setroka

Mis à jour le 2020/07/31