Entrée | honina | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Fahasahirankiranana amin' izay atao, amin' ny fiomanana an' izay hatao, amin' ny famonjena zavatra maro indray atao, amin' ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan' ny olona [1.1] | |||
Dérivés |
| |||
Mots composés |
| |||
Synonymes | honinkonina | |||
Entrée | honina (onina) | |||
Partie du discours | futur du verbe actif monina | |||
Anagrammes |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |