Entrée horova
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Ravelojaona 1937 page H.287] [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno.
  [Rajemisa 1985 page 445] Jereo tsikorovana
Explications en français  [Abinal 1888 page 270] merle cendré de Madagascar, (Buffon). Hypsipetes madagascariensis, Muller.
Vocabulaire 
Nom scientifique Hypsipetes madagascariensis
Synonymes horovy ~ horovana ~ sokonina ~ sokoreva ~ tsikorovana

Mis à jour le 2020/07/31