Entrée ianareo
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha maro izy ireo ka atao teny lazaina: ~ Miteniteny ianareo ka tsy henonareo ny teniko.
Explications en anglais  [Richardson 1885] [ hianareo ] you, ye
Explications en français  [Abinal 1888] [ hianareo ] vous. S'emploie au singulier et comme terme respectueux entre époux. (Le mari): Nahoana hianareo no tsy naka fanafody ho an'ny zaza? Pourquoi n'es-tu pas allée chercher un remède pour enfant? -- (La femme): Mbola niandry anareo aho ka. Mais, c'est que je t'ai attendu.
  [Rajaonarimanana 1995] vous (pluriel); tu, toi
Explications en italien  [Profita 1969] voi
Analogues  anareo ~ -nareo, -areo
Tableaux et planches tous les pronoms

Mis à jour le 2020/07/31