Entrée indray mitono valala (iray, tono, valala)
Partie du discours locution
Explications en malgache halavam-potoana mitovy amin' ny fotoana ahamasahan' ny valala atono amin' ny afo (eo amin' ny roa minitra eo) [Rajemisa 1985]
Explications en anglais in a moment ; lit. as long as the frying of a locust. [Richardson 1885]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31