Entrée indreny (indry)
Partie du discours interjection [liste complète]
Explications en malgache Enti-manondro olona na zavatra maro hita lavitra eny: Indreny lasa ny miaramila hanao sarinady [1.1]
Explications en anglais behold! There! Lo! Here they are. A plural form. [1.2]
 there they are! [1.7]
Explications en français les voilà, ceux-là [1.3]
Exemples 
1Indreny ny tsiriry mamonjy toerana mangina tao Anosy. [2.499]
2Dia indreny ireto mpianaka va niditra ny ala matevina. [2.895]
3Indreny ny foza maromaro, manatona ny fafy, mihoriram-pamindra. [2.356]

Anagrammes indriñe

Mis à jour le 2023/01/22