Entrée irainjehy (iray, zehy)
Partie du discours nom
Explications en anglais  [3.1] one span, about 20 cm
Explications en français  [3.1] un empan, environ 20 cm
Vocabulaire 
Exemples  [Rajemisa: Fomba, page 126] Koa raha hatao indray miseho daholo ireo fandrefesana miankina amin' ny zehy, dia toy izao araka ny filaharany:
ampandraofana antsasa-jehy na voatondro 6
zehy irainjehy 12
ampanjatoaria na ampiravahana irainjehy sy sasany na voatondro 18
hakiho roanjehy 24
hamaton-tsandry roanjehy sy sasany 30
tovo-tsandry : telonjehy 36
ampamelomantokana : telonjehy sy sasany 42
mamakitratra : efajehy 48
ampamelomandroa : efajehy sy sasany 54
manindao : diminjehy 60


Mis à jour le 2022/11/24