Entrée ireto (ito)
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache Enti-manondro zavatra na olona maro mitovy halaviran-toerana lazaina amin' ny "ito" na "ity": Avoahy any ireto zaza ireto fa mitabataba [1.1]
Explications en anglais those, these. Plural of ito, which is obsolete except in compounds [1.2]
 these quite near (in sight) [1.7]
Explications en français ceux-ci, celles-ci; ces [1.3]
 ceux-ci, tout près (visibles) [1.8]
Tableaux et planches tous les pronoms
Exemples 
1Tsy nisy niteny ireto namany. [2.499]
2Ahoana re no nahazoana ireto vary ireto [2.48]
3Ho fahatsiarovana an' ireto ray aman-dreniko, izay samy efa nodimandry ireto [2.559]

Mis à jour le 2023/01/21