Entrée |
isa
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Ny atao hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan' ny rantsantanana an' ila Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo [1.1]
|
Explications en anglais | One, each, every [1.7]
|
Explications en français | Est toujours employé pour un, quand on commence à compter. [1.3]
|
| Un, chacun [1.8]
|
Symboles internationaux | 1
I
[3.1]
|
Exemples |
1 | Tokony ho 80 no isany
[2.649]
|
2 | Tsy hita isa ny vahoaka
[2.366]
|
3 | fa miovaova isanandro, isam-bolana, isan-taona
[2.59]
|
4 | Ny hetra aloa dia variraiventy isan' olo-miaina sy vary roa vata isam-pangady
[2.508]
|
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Simple : |
isa,
isany,
isan',
isan-,
isam- |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Titres |
|
Analogues |
iray ~
iraika |
Tableaux et planches |
|
Articles |
|
Entrée |
isa
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny atoa hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza
na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan'ny rantsantanana an'ila.Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo...Isa fa tsy roa na safatsiroa:
tokana tsy manan-tsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana
eo amin'ny toetra na ny hatsaran-tarehy).Isa landy: isa atoa tsiefaefatra hatrany. [1.1]
|
Explications en anglais | A number [1.7]
|
Explications en français | Nombre [1.3, 1.8, 1.13]
|
| Numéro [1.3, 1.8]
|
| Action de compter [1.3]
|
| Cardinal [1.13]
|
Vocabulaire |
Mots composés |
|
Analogues |
Fanisana vaovao |
Tableaux et planches |
|
Articles |
|
Entrée |
isa
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Hira sy haisoratra betsileo. Misy karazany efatra ny isa,
dia ny isan' andravava na
kilalao,
ny
isan-drary,
ny
isam-balahazo,
ary ny
kitari-daolao.
[1.1]
|
|