Entrée ise
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Misolo ny olona itenenana raha tokana, ifanaovan' ny samy lehilahy na ny samy vehivavy mifankazatra, na ny lehilahy sy vehivavy mifankatia; fanao teny lazaina ny "ise" fa raha atao teny fameno dia ampialohana ny "an": Ise ve no nilaza izany? / Tonga namangy an' ise izahay fa tsy tao an-trano ise.
Explications en anglais  [Richardson 1885] used familiarly for You, You sir.
  [Hallanger 1973] you (singular) used familiarly between men
Explications en français  [Hallanger 1974] tu
Explications en italien  [Profita 1969] tu
Dérivations 
Analogues  ianao ~ ialahy
Tableaux et planches tous les pronoms

Mis à jour le 2020/07/31