Entrée isika
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fanao teny lazaina, misolo ny olona miteny raha maro ka tsy manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: ~ Samy olombelona mety diso daholo isika.(Raha manavaka ny tena amin'ny olona itenenana, dia izahay no ampiasaina: ~ Malagasy izahay fa ianareo vazaha).
Explications en anglais  [Richardson 1885] we, including the speaker and the spoken to. Compare izahay. [Compare Rotumah is and New Hebrides akaija.])
  [Hallanger 1973] we (including those addressed)
Explications en français  [Abinal 1888] nous (y compris ceux à qui on parle).
  [Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974] nous (inclusif)
Explications en italien  [Profita 1969] noi
Mots composés, titres, noms 
Analogues  antsika ~ -ntsika, -tsika
Tableaux et planches tous les pronoms

Entrée ïsika
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] hira
Synonymes hosika

Mis à jour le 2022/03/01