Entrée |
ito
|
Partie du discours | pronom
|
Explications en malgache | [Rakotosaona 1975]
[Bara]
ity |
| [Rajemisa 1985]
Enti-manondro ny taona diavina na hitsahina: Be ny voankazo taona ito ¶ Indraindray koa ampiasain' ny mpanoratra mitovy amin' ny "itỳ" ny "ito", fa tsy miverina indroa, aloha sy aorian' ny anarana kosa izy |
Tableaux et planches |
|
Exemples | [FOFAFIPE: Haivola]
Hafa noho izay vokatra teo aloha no azo tamin' ito.
|
|
Entrée |
ito
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
Fisarahana, fahatapahana |
Dérivations |
|
Entrée |
ito
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Boiteau 1997]
[Betsileo]
Nom donné aux écorces de hafotra quand elles ont été battues et tressées pour faire des liens solides, ou taillées et filées pour être tissées.
En Imerina, on dit plutôt
hifi-tenona, surtout dans le dernier cas.
|
Vocabulaire |
|