Entrée |
Itompokolahy
|
Partie du discours | nom propre (anthroponyme)
|
Explications en malgache | Teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [1.1]
|
Explications en français | Feu: itompokolahy Ranona (feu Untel) [1.4]
|
Exemples |
1 | Itompokolahy rainao anie ka nanan-karena e!
[2.643]
|
2 | Tsy nisy nilao mihitsy ny voalazan' Itompokolahy rainareo iny e!
[2.470]
|
3 | Andeha mody hianareo, fa mba nahavita inona taminareo moa Itompokolahy Rainialijaona
[2.324]
|
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Mots élémentaires | i,
tompoko,
lahy |
Analogues |
Itompokovavy |
Proverbes |
|