Entrée | iva | ||||
Partie du discours | adjectif | ||||
Explications en malgache | Ambany, tsy avo: Iva fanidina ny akoho Reraka dia reraka: Efa iva ny ain' ny marary; 2) tsy ambony: Iva toetra iny olona iny [1.1] | ||||
Explications en anglais | Low [1.7] | ||||
Explications en français | Bas [1.8, 1.13] | ||||
Antonymes | avo | ||||
Mots composés |
| ||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||
Analogues | fohy ~ botry ~ zeny ~ bozeny ~ botetaka ~ iva dia iva ~ misafosafo amin' ny tany ~ mirefarefa amin' ny tany ~ kely ~ boteta | ||||
Entrée | iva | ||||
Partie du discours | Non spécifié | ||||
Explications en malgache | [Bara] [1.78] | ||||
Dérivés |
| ||||
| |||||
Entrée | Iva | ||||
Partie du discours | nom propre (biblique) | ||||
Explications en anglais | Ivah [2.996] | ||||
Explications en français | Ivva [2.996] | ||||
Vocabulaire | Ecritures Saintes | ||||
Synonymes | Avà | ||||
Citations bibliques | Chapitres et versets citant Iva | ||||
Anagrammes |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |