Entrée |
izany
(iny)
|
Partie du discours | pronom
|
Explications en malgache | Enti-manondro zavatra na olona an' eritreritra fotsiny: Iza no nilaza izany vaovao izany taminao? / Tsy fantatro izany olona izany. Matetika koa anefa ny izany dia enti-milaza hevitra na teny vao nolazaina: Ny fotoana volamena, tsarovy mandrakariva izany teny izany, rankizy. [1.1]
|
Explications en anglais | That, this, these, those.
But not generally referring to things or people seen at the time of speaking [1.2]
|
| That; those [1.7]
|
Explications en français | Ce, cet, cette Cela, celui-là, celle-là Voilà: Izany mihira izany ny ankizy (Voilà les enfants qui chantent) [1.3]
|
| Celui-là; ceux-là [1.8]
|
Mots composés |
|
Titres |
|
Tableaux et planches |
|
Citations |
|