Entrée jabora
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tavin-kena ao anatin' ny omby, menaka tsy voaempo: Ny jabora no nanaovan' ny Malagasy teo aloha labozia
¶ Tavy, menaka: Oadray ny hatavin' iny olona iny! jabora daholo izao io mihonankonana amin' ny tenany io rehefa mandeha izy
Explications en anglais  [Hallanger 1973] beef tallow
Explications en français  [David: Dialectes (takila J)] [Tankarana] suif.
  [Hallanger 1974] suif
Explications en malgache  [SLP 1986] menaka azo avy amin'ny biby
Explications en français  [SLP 1986] graisse, suif
Citations 

Entrée jabora
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Karazana hala maitsomaitso
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31