Entrée | japina (japy) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Ihazakazahana taingenana eny am-pandehanana: Nojapiny ilay fiarambahoaka, nefa tsy nahatana tsara ny varavarana ny tanany ka nianjera nitsirara izy [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Anagrammes |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |