Entrée |
jinifa
(jifa)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Explications en malgache | atao majifa, voafaoka, lany tanteraka: Nojinifan' ny mpangalatra ny entan-dRazoky tatsy atsimo [1.1]
|
Explications en français | enlevé, dévoré, consumé [1.3]
|
Morphologie |
jinifa
jinifako
jinifanao
jinifany
jinifantsika
jinifanay
jinifanareo
jinifan'
jinifan-
jinifam-
| |
nojinifa
nojinifako
nojinifanao
nojinifany
nojinifantsika
nojinifanay
nojinifanareo
nojinifan'
nojinifan-
nojinifam-
| |
hojinifa
hojinifako
hojinifanao
hojinifany
hojinifantsika
hojinifanay
hojinifanareo
hojinifan'
hojinifan-
hojinifam-
| |
|
Synonymes | |
|