Entrée |
jirika
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Varotra: Nanao jirika olona ny taloha [1.1]
|
Explications en français | Commerce, trafic en détail, vente d’esclave [1.3]
|
Dérivés |
|
Entrée |
jirika
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Jiolahy tafatambatra hamely sy handroba; dahalo Fivarotana entana antsinjarany hahazoan-tombony tsy aradalàna, na koa fividianana entana hakana tombony: Manao jiri-bary io lehilahy io. [1.1]
|
Explications en anglais | A band of robbers [1.7]
|
Explications en français | Pillards qui vont par bande [1.3]
|
| [Tankarana]
Brigandage en bandes. [1.19]
|
| Bande de pillards [1.8]
|
Vocabulaire |
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny, na fatin'olo-marina matin'ny jirika, na fatin'ny jirika matin'ny miaramila.
[2.324]
|
Proverbes |
|