Entrée kabiro
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavamaneno tsofina toy ny sodina, natao tamin' ny hazo nolavahana ka ny sofiny mivelatra eo ambany [1.1]
Explications en français  [Tankarana] sorte de flûte, chalumeau, trompette. [1.19]
Vocabulaire 
Hypéronyme zavamaneno
Co-hyponymes kabosa, kabaosa, kabaosy, kabosy, kilerao, kilarinety, kilangay, kilakila, kiloloka, kipantsona, langorony, langoroany, langoroana, lokanga voatavo, lokangam-bazaha, lokanga vava, lokanga, lokanga hisatra, lakolosy, pirango, piripity, piano, pitsofaoro, pitikilangy, pisto, rondro, orgàna, rimorimo, armonia, raloba, angorodao, angaroa, angorodaovava, antsodiñy, antsiva, antsoly, anjombona, anjomara, anakidory, n' lapa, n' lapabe, garadoboky, gorodo, gitara, zezo, tary, atrañatra, atranatrana, trotrobe, trompetra, taralila, tsirivo, tsotsoka, tsikadraha, tambovo, takoritsoka, sarinety, sodina, sobaba, silingary, silongary, farara, fararan-tsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, harpa, hazolahy, hatrotrobe, morarava, maromaso, marovany, manandrialahy, manandriavavy, manandria, ambio, ambioka, makasa, ampongabe, ampongavilany, ampongantaolo, amponga, jy, jenjy, jinjilava, jazy, jejy, jejevoatavo, jejy voatavo, jejelava, jejilava, dory, dretra, doribè, detra, dombolo, dedeboka, adabo, doka, diapazona, valiha, valiha tory tenany, valiha jihy vy, valiha tsimihety, valihavata, valiha tory folo, valiha marovany, valihavero, barakoma, bengilahy, bingona, bingy, bezoma, bakora, belahara, belela, korintsana, kitrivo, kotra, kiatsody, kahiamba, kahamba, kidedra, kovabe, kabiry
Synonymes kabiry

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/03/19