Entrée kabosa
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1]
Explications en français  [Tankarana] Sorte de guitare. [1.19]
Vocabulaire 
Hypéronyme zavamaneno
Co-hyponymes kabaosa, kabaosy, kabosy, kilerao, kilarinety, kilangay, kilakila, kiloloka, kipantsona, langorony, langoroany, langoroana, lokanga voatavo, lokangam-bazaha, lokanga vava, lokanga, lokanga hisatra, lakolosy, pirango, piripity, piano, pitsofaoro, pitikilangy, pisto, rondro, orgàna, rimorimo, armonia, raloba, angorodao, angaroa, angorodaovava, antsodiñy, antsiva, antsoly, anjombona, anjomara, anakidory, n' lapa, n' lapabe, garadoboky, gorodo, gitara, zezo, tary, atrañatra, atranatrana, trotrobe, trompetra, taralila, tsirivo, tsotsoka, tsikadraha, tambovo, takoritsoka, sarinety, sodina, sobaba, silingary, silongary, farara, fararan-tsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, harpa, hazolahy, hatrotrobe, morarava, maromaso, marovany, manandrialahy, manandriavavy, manandria, ambio, ambioka, makasa, ampongabe, ampongavilany, ampongantaolo, amponga, jy, jenjy, jinjilava, jazy, jejy, jejevoatavo, jejy voatavo, jejelava, jejilava, dory, dretra, doribè, detra, dombolo, dedeboka, adabo, doka, diapazona, valiha, valiha tory tenany, valiha jihy vy, valiha tsimihety, valihavata, valiha tory folo, valiha marovany, valihavero, barakoma, bengilahy, bingona, bingy, bezoma, bakora, belahara, belela, korintsana, kitrivo, kotra, kiatsody, kahiamba, kahamba, kidedra, kovabe, kabiry, kabiro
Synonymes kabaosa ~ kabaosy ~ kabosy

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/03/19