Entrée | kanefa | |
Partie du discours | conjonction | |
Explications en malgache | Enti-mampifanohitra hevitra roa: Notoroan-drainy hevitra Ikoto, kanefa nanohitra mafy, ka navelany hanao izay tiany. (Jereo anefa, nefa, izay mitovy hevitra, fa tsy mitovy fampiasa amin' ny kanefa araka izao) [1.1] | |
Synonymes | nefa ~ anefa ~ kandrefa | |
Anagrammes |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |